Centre Lambahoany, Tanamakoa, Toamasina

Toerana milamina, maitso, azo antoka
Afovoan-tanàna, 500 metatra avy eo @ gare routière, 500 metatra avy eo amorondranomasina.

Misy efitrano azo anaovana fety, fivoriana

Efitrano lehibe mahazaka 150-200 olona
Efitrano kely mahazaka 10-30 olona
Misy fehenan’ny sarany hoan’ireo tobim-pampianarana, ny ONG na ny fikambanana ara-panetanjahan-tena sy ara-pivavahana.

Bungalow Exterieur 3

Ho fandraisana anareo

7 bungalows ho an’ny fianakaviana
Azonao atao ny mahandro raha ilaina
WiFi (ao @ tranobe)
Afaka manao sakafo maraina
Azo antoka ny fiandrasana ny fiaranao

Ho fialambolinao: Misy Bar

 

more01basketball03a

Ho fahafianaretanao

– Fitsangatsangana an tongatra anaty alan’i Fetraomby (district Brickaville)
– Fitsangatsangana an-dakana eny @ lakandranon’ i ‘Pangalana, any Mahambo, Ste Marie, Andasibe, valan-javaboaharin’Ivoloina, any @ alam-palmier Ivondro avy any @ Nosy Prunes.

Fianarana

Fianarana hay ady

Poukoulan (hay ady Indoneziana), Me Marcia 032 – 71 938 69 marcia.rooker@gmail.com
Capoeira (hay ady breziliana), Me Pretinho 032 – 42 720 07 pretinhomcte@hotmail.fr  www.eccm-capoeira-madagascar.com
Tae Kwando (hay ady koreana) Me Samuel 033 – 07 841 63

 

Fianara Dihy

Dihy mihaja, M Alain 034 – 73 805 25
Dihy mihaja sy latina M Eddy sy Mme Isabelle 034 – 66 710 79 / 034 – 84 724 82
Dihy karaiba, latina sy fanatanjahan-tena: M Ludovick 032 – 41 938 79 ludovickindi@yahoo.fr

Fianarana Anglais

M Houssene 034 – 08 180 06 / 032 – 21 302 02

Dihy malalaka isaky ny zoma hariva @ 6 ora 30
Fampisehoana an-tsehatra

more06amore05

ANTSOY

032 – 71 938 69 / 034 – 01 149 10
FB Centre Lambahoany
Mèl: coopmargas@yahoo.fr / info@lambahoany.org